Entry | fahasahiana (sahy) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1] | ||||
Explanations in French | Courage, audace, hardiesse [1.3] | ||||
Examples | Afa-tsy ny tanjany, hita ho nanana fahasahiana sy herin-tsaina koa izy.
[2.472] | ||||
Morphology |
| ||||
Synonyms | hasahiana | ||||
Anagrams | fahasahiana, fahasiahana |
Updated on 2023/01/20 |