|
|
|
|

Entry1  fahasimbana
Root  2  simba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fery amin'ny taova iray
tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa
Explanations in French  5  [1.13] lésion
panne
Examples  6  Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina. [4.27#]
Vocabulary  7  Health
Compound words 

Updated on 2024/12/11