|
|
|
|

Entry1  fahateriterena
Part of speech  2  noun
Examples  3  [2.285] Ireo karazam-paneriterena na fahateriterem-piainana miseho amin' endriny samihafa dia mampivaona ny hairaha ka tsy hahatongavany amin' ny lafatra ambony indrindra tokony ho trany sady maha-tonga ilay "fikorontanana tsy tsaroana" izay manjary mahavery ny fifanentanan' ireo zava-mitambatra ijoroan' ny asa iray.
4  [2.366] Faly ambony ihany ny fanjakana vahiny isan-karazany nony nampahafantarina azy ny fahalalahan' ny fidirana aty Madagasikara sy noho ny lalàm-panjakana vaovao namoana ny fahateriterena rehetra indrindra ny mikasika ny fivavahana sy ny fihariana.
Root  5  teritery
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :

Updated on 2024/12/11