Entry | 1 fahatsiahivana |
Root | 2 tsiahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahatsiarovana |
Explanations in French |
5 [1.3#762] Le souvenir, la mémoire, la cause |
Examples |
6 Misy tantara iray momba ny nendra nandona ahy mafy tamin' izany, ary na mandrakizao aza dia mbola mampihoron-koditra ahy ihany ny fahatsiahivana azy? [2.472#] |
Updated on 2024/12/11 |