|
|
|
|

Entry1  fahavarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza
Explanations in English  4  [1.7] willingess to endure or to carry on
Explanations in French  5  [1.8] volonté de supporter ou d'accomplir
Root  6  vatra

Anagrams  7  faharavana, fahavarana

Updated on 2025/01/21