Entry | 1 fahavinirana |
Root | 2 vinitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hatezerana, fahatezerana |
Explanations in French |
5 [1.3#836] la colère, le courroux |
Examples |
6 Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino. [2.996#] |
Synonyms | 7 havinirana |
Updated on 2024/12/11 |