Entry | 1 fahavitrihana |
Root | 2 vitrika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana |
Explanations in French |
5 [1.3#838] L'agilité, l'ardeur, l'entrain, la vigueur |
Examples |
6 Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470#] 7 Ny sampana angovo dia maneho fahavitrihana tsy mitsaha-mitombo nanomboka tamin' ny. [1.384#] |
Synonyms | 8 havitrika, havitrihana |
Updated on 2024/12/11 |