Entry | 1 fahihirana |
Root | 2 hihitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitsitsiana tafahoatra |
Explanations in French |
5 [1.3#246] l'avarice, la parcimonie |
Examples |
6 Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany. [2.996#] |
Anagrams | 7 fahihirana, hifaharany |
Updated on 2023/01/06 |