Entry | 1 fahiratana |
Root | 2 hiratra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny hamarin' ny fijery, ny mizana [1.1] |
Explanations in French |
5 La justesse de l'œil, de la balance [1.3#249] |
Examples |
6 hilaza fahafahana amin' ny mpifatotra sy fahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahorina ary hitory ny taom-pahasoavan' ny Tompo sy ny andron' ny famaliana. [2.996#] |
Anagrams | 7 faharitana, fahatarany, fahiratana, fiharatana, hafatanray, hafatraiña, hitarafana, nafahatray, nahafatray |
Updated on 2023/01/06 |