|
|
|
|

Entry1  fahita
Root  2  hita
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny
Explanations in French  5  [1.3#251] Ce qui se voit habituellement, manière de trouver
Examples  6  Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. [2.499#]
7  Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. [2.285#]
8  Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. [2.4#]
Compound words 
Titles  13  Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro ( )

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21