Entry | 1 fahotana |
Root | 2 ota |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka [1.1] |
Explanations in English |
5 sin [1.7] |
Explanations in French |
6 péché [1.8] |
Examples |
7 fahotana mahafaty izany. [2.472#] 8 Inona no hevitr' i Dera momba ny fahotana? [2.4#] 9 Fa inona no iraisan' ny fahamarinana sy ny fahotana? [2.285#] |
Compound words |
|
Article |
12 Randzavola: fahotana ao amin' ny Baiboly (=> ota) |
Anagrams | 13 afantaho, fahotana, fañotaha, fatohana, hafotana, tafahona |
Updated on 2023/07/10 |