|
|
|
|

Entry1  faikany
Root  2  faika
Part of speech  3  noun faika and pronoun
Vocabulary  4  Botany
Explanations in Malagasy  5  faika [1.1]
Explanations in French  6  résidu, déchet [1.13]
7  (comme faika (2)). Nom de la coque, de l'enveloppe des fruits secs dont on ne consomme que l'amande. [Merina] [1.196]
8  [Betsileo]
Examples  9  Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany; [2.69]
10  Potserin' ity milina ity kosa ireo sady tantavaniny hiavaka ny ranony sy ny faikany. [2.445]
Synonyms  11  tsaikany

Anagrams  12  faikany, fanaiky

Updated on 2020/07/31