|
|
|
|

Entry1  faingampaingana (faingana)
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [duplicatif fr équentatif] [1.3#139]
Examples  4  Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany. [2.366#]
5  Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga. [2.499#]

Updated on 2023/06/03