Entry | 1 faingo |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Linguistics |
Explanations in Malagasy |
4 ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna 5 mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1] |
Explanations in English |
6 comma [3.1] |
Explanations in French |
7 virgule [1.5, 1.13, 1.66] |
Compound words |
|
Tables and plates |
10 Punctuation marks |
Anagrams | 11 faingo, figona |
Updated on 2023/09/09 |