Entry | 1 fakafakaina |
Root | 2 fakafaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Dinihina, fotorana tsara: Tokony hofakafakaina tsara itỳ raharaha itỳ [1.1] |
Explanations in English |
5 to be examined closely [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on examine, qu'on analyse [1.8] |
Examples |
7 Aoka hofakafakaintsika izany raharaha izany (Examinons à fond cette affaire) [1.3] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 fakaina |
Updated on 2023/01/20 |