|
|
|
|

Entry1  faleha
Root  2  leha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenina mandrakariva: Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana ~ Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana [1.1]

Anagrams  5  fahela, faleha, felaha, halefa

Updated on 2020/07/31