|
|
|
|

Entry (1/2)1  falim-po
Root  2  faly, fo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra [1.1]
Explanations in English  5  [fo, the heart.] A present for some favour, a gift. [1.2]
Synonyms  6  faly raviny, faly volony

Entry (2/2)7  falimpo
Elementary words  8  faly, fo
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be [1.1]
Explanations in French  11  [falim-po] cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu [1.3]

Anagrams  12  falimpo, falim-po

Updated on 2023/12/20