Entry |
falim-po
(faly, fo)
|
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra [1.1]
|
Explanations in English | [fo, the heart.] A present for some favour, a gift. [1.2]
|
Synonyms | ~ |
|
Entry |
falimpo
|
Elementary words | faly ; fo |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be [1.1]
|
Explanations in French | [ falim-po ] Cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu [1.3]
|
|