Entry | 1 famahoahana |
Root | 2 vahoaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana |
Updated on 2024/12/11 |