Entry | 1 famakafakana |
Root | 2 fakafaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana [1.1] 5 fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony [1.13] |
Explanations in French |
6 information [1.4] 7 analyse [1.13] |
Examples |
8 famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? [2.313] 9 Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004. [4.27] 10 Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa. [2.606] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |