Entry 1/2 | famalanana (valana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovana izay hivalanana, fampivalanana [1.1] | |
Fanadiovan-kibo [1.13] | ||
Explanations in French | Purgatif [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Entry 2/2 | famalanana (valana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandefasana hanaraka ny rano Fandroahana, fampihatahana lavitra Fanasiana fandairandoko amin' ny lamba Fandisoana feon-kira [1.1] | |
Anagrams | famalanana, fanalamana |
Updated on 2023/02/16 |