|
|
|
|

Entry1  famarafarana
Root  2  farafara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana
Examples  5  Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa. [2.996]

Updated on 2024/12/11