|
|
|
|

Entry (1/2)1  famarana
Root  2  fatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
Explanations in English  5  [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
6  a measure of capacity [1.7]
Explanations in French  7  mesure de capacité [1.8]
Examples  8  Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola. [2.113#]
9  ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366#]
Compound words 
Article  11  Randzavola: famarana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana)

Entry (2/2)12  famarana
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  fanozonana [Tanosy] [1.78]

Anagrams  15  amafaran, anafaram, famarana, fanarama, manafara, namafara

Updated on 2023/01/20