Entry (1/2) | 1 famazivazy |
Root | 2 vazivazy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qu’on peut ridiculiser, manière de se moquer [1.3#822] |
Entry (2/2) | 6 famazivazy |
Root | 7 vazivazy |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 Azo vazivazìna [1.1] |
Examples |
10 ka tonga famazivazy sy fandatsan' ny olona aho, noho ny aminao. [2.996#] |
Updated on 2023/01/06 |