Entry | 1 fambeda |
Root | 2 beda |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka 5 Azo bedaina [1.1] |
Explanations in French |
6 Qui doit être saisi. Manière de saisir [1.3#78] |
Updated on 2023/02/10 |