|
|
|
|

Entry1  famelabelarana
Root  2  velabelatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra
Explanations in French  5  [1.13] développement
Examples  6  [2.245#176] Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika
7  [2.606#121] Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra
8  [2.270#44] Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa
Compound words 

Updated on 2024/12/11