|
|
|
|

Entry1  famerenana
Root  2  verina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao
Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra
Explanations in English  5  [1.2] [Rel. s. from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck.
Explanations in French  6  [1.3#141] Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand
7  [1.3#828] L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu
8  [1.13] rappel
Examples  9  Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena. [2.332#11]
10  efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana; [2.113#3]
11  ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy. [1.384#]
Compound words 

Anagrams  19  famerenana, fanemerana

Updated on 2025/01/21