|
|
|
|

Entry1  fametraka
Root  2  petraka
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mametraka
Azo apetraka
Explanations in French  5  [1.3#484] Celui ou ce qui mérite d’être placé, manière de placer
Examples  6  Ny hara dia vata kely fametrahana zava-masina fahiny, nanerana an'Ankay), izany Angabe izany no fametraka anaty hara. [2.245#]
7  Angamba fomba hafa no tokony ho fametraka ny fanontaniana : afaka nanohitra ny fanilikilihana ve ny Fiangonana, tamin' ny alalan' ny fomba hafa noho ny fiaraha-mitoetra tamin' izay nailikilika mba hiverenan' ny hasiny ary mba hahazoany toerana indray ao amin' ny fiarahamonina? [1.369#]

Updated on 2024/12/11