|
|
|
|

Entry1  famezivezena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ
Explanations in French  4  [1.3#831] L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause
Examples  5  [4.27#] Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
Root  6  vezivezy

Updated on 2024/12/11