Entry | 1 famindrana |
Root | 2 findra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka 5 Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1] |
Explanations in French |
6 transfert, déplacement [1.13] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 famindrana, findramana |
Updated on 2023/08/19 |