|
|
|
|

Entry1  famingitana
Root  2  vingitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitondrana zavatra amin'ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondrana azy

Updated on 2024/12/11