Entry | famingitra (vingitra) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mamingitra, mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy Azo vingitina: Vilanibe tsy famingitra [1.1] | |
Anagrams | famingitra, mifangitra |
Updated on 2023/04/14 |