|
|
|
|

Entry1  famintinana
Root  2  fintina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin' ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony
Explanations in French  5  [1.3, 1.5] l'action de rétrécir
6  [1.5, 1.13] résumé
7  [1.13] contraction
Examples  8  Hatzfeld kosa, misionera tany Madagasikara naka rivotra no nanao ny famintinana. [2.356]
9  Ireo tarehimarika ireo sy izay miaraka aminy dia voatsinjara ao amin' ny fikirakiram-bola ankapobeny ataon' ny sampan-draharaha miandraikitra ny fitahirizam-bolam-panjakana izay hitantsika eto ambany ny famintinana azy. [4.27]
Compound words 

Anagrams  11  famintinana, nifamintana

Updated on 2023/01/20