Entry | 1 famoahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety Fandefasana ny zanakavavy hanambady |
Explanations in French |
4 [1.13] émission, évacuation |
Examples |
5 [2.332#] Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza. 6 [2.470#] Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha. |
Root | 7 voaka |
Compound words |
|
Anagrams | 11 anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |