Entry | 1 famonoana |
Root | 2 vono |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana Fitsofana: Famonoana afo |
Explanations in French |
5 [1.3] l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause |
Examples |
6 Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka. [2.113] 7 Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470] 8 Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366] |
Compound words |
|
Titles |
Quotes | 11 Texts mentioning famonoana |
Anagrams | 12 amofonana, famonoana, namofoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |