Entry | 1 famoraka |
Root | 2 voraka |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mamoraka, mamaha, mamoaka avy ao anaty, mampiseho izay ao anaty Azo vorahina, tokony hovorahina: Tsy famoraka amin' ny olon-dratsy toa ireny ny ao am-po |
Anagrams | 5 famoraka, marafoka, marofaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |