Entry | famoriana (vory) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly [1.1] | |
Explanations in English | The act of gathering [1.7] | |
Explanations in French | Action de réunir [1.8] | |
Proverbs | Proverbs containing the word famoriana | |
Anagrams | famoirana, famoriana, maforaiña |
Updated on 2023/01/20 |