Entry | 1 famotorana |
Root | 2 fototra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action d'aller à la racine, les moyens [1.3#190] |
Examples |
6 Dia samy nanao famotorana ny roa tonta. [2.356] 7 Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. [2.298] |
Titles | 8 Famotorana ny fiteny malagasy () |
Anagrams | 9 anatoforam, famorotana, famotorana |
Updated on 2023/10/12 |