|
|
|
|

Entry1  fampiasana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.13] utilisation (une), usage (un), emploi (un), devoir (un), exercice (un), application (une)
Examples  4  [2.528] Efa natombokao ny fianarana sy ny fampiasana ny sorabe.
5  [1.320] Ny fepetra hafa fampiasana io zo io dia feran' ny lalàna.
6  [2.643] Mandeha eo avokoa ny fampiasana sain-dalina sy ny fikarohana hevitra an-talelaka.
Root  7  asa
Compound words 
Titles  17  Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely (Fanjakana Malagasy)

Updated on 2024/12/11