Entry | 1 fampielezana |
Root | 2 ely |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 the scattering or disseminating of something [1.7] |
Explanations in French |
5 action de disséminer [1.8] |
Examples |
6 Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka. [4.27] 7 Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX. [2.606] |
Compound words |
|
Titles | 10 Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J) |
Updated on 2023/05/08 |