|
|
|
|

Entry1  fampivondronana
Root  2  vondrona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [2.508#]
Examples  5  Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana; [2.508#]
6  Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana. [1.369#]

Updated on 2024/12/11