|
|
|
|

Entry1  fanabaraingoana
Root  2  baraingo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana izay hahatonga baraingo, meloka, biloka: Toa ho sarotra ny fanabaraingoana io metaly io izany!

Updated on 2024/12/11