Entry | 1 fanabe |
Root | 2 be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Fanabe mamohehatra ny manala ny zaza eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qui mérite d’être agrandi [1.3#77] |
Examples |
6 Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary hirehareha aminy eo anatrehan' ny olom-pantany. [2.996#] 7 Fa raha araka ity fanabe azy hatramin' izao, moa tsy atahorana mafy sao ny làla-madisa omaly hanjary tevan-kamono? [2.296#] |
Updated on 2023/01/06 |