Entry | 1 fanabeazana |
Root | 2 be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1] |
Explanations in French |
5 éducation [1.13.fr#49] |
Examples |
6 Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445#58] 7 nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369#] 8 Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4#11] |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/06/04 |