Entry | 1 fanadalana |
Root | 2 adala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa |
Explanations in French |
5 [1.3] L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps |
Updated on 2024/12/11 |