|
|
|
|

Entry1  fanadihadiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.62] famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana
Explanations in French  4  [1.3#202] information, action de scruter
5  [1.13] enquête
Examples  6  [2.436#] sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana.
7  [2.117#] Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny.
Root  8  hadihady
Compound words 

Updated on 2024/12/11