|
|
|
|

Entry1  fanadina
Root  2  adina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manadina: Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy
5  Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a!
6  Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose [1.1]
Explanations in French  7  Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner [1.3]

Anagrams  8  fanadina, fandaina, Ifandana

Updated on 2023/01/20