Entry | 1 fanadinana |
Root | 2 adina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? 5 Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky 6 Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara 7 Manala na maka fanadinana [1.1] |
Explanations in English |
8 an examination, or a book of questions. [1.2] 9 an examination [1.7] |
Explanations in French |
10 L'examen, les questions [1.3] 11 information [1.4] 12 examen [1.8] |
Examples |
13 Tonga ary ny fanadinana. [2.499] 14 Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472] |
Compound words |
|
Anagrams | 19 fanadinana, fandainana, fandaniana, nandafiana |
Updated on 2023/09/01 |