Entry 1/2 | fanafahana (afaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | La délivrance, l'affranchissement, l'exemption, le moyen, le motif, le lieu, le temps [1.3] | |
Examples | Fanafahana no fihetseham-po nameno ny daholo.
[2.472] | |
Entry 2/2 | Fanafahana | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in Malagasy | Fialana tany Ejipta. Manazava ny fialan' ny Vahoaka Hebreo avy tany Ejipta teo ambany fitarihan' i Mosesy [2.611] | |
Explanations in English | Exodus [3.1] | |
Explanations in French | Exode [3.1] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Synonyms | Eksaody ~ Eksodosy | |
Full text | Parallel Bibles | |
Anagrams | fanafahana, fanahafana |
Updated on 2023/04/08 |