|
|
|
|

Entry1  fanaikitra
Root  2  kaikitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiketoka amin' ny nify, fanindrona: Fanaikitry ny alika. / Tsy anerany ny fanaikitry ny moka atỳ izany
Explanations in French  5  [1.3#304] Ce qu'on saisit avec les dents, manière de mordre

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21